|
|
|
|

Entry1  koly
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana [1.1]
4  Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatamtiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray koly indray Rakoto [1.1]
Derivatives 
5  Active verbs :
Synonyms  6  kolikoly
Analogs  7  Tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola
Compound words 

Anagrams  9  koly, Loky, loky

Updated on 2020/07/31