Entry (1/2) | 1 kobana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fihetsehan' ny rano indray efa nandry nilamina tsara; fahalalahana amin' ny akanjo; fihontsanana amin' ny atody; fanatsobohana ny lamba sasana ao anaty rano madio rehefa avy voakosoka [1.1] |
Explanations in French |
4 Agitation d’un liquide ou d’une chose gluante dans un récipient quelconque, ballottement de l’eau dans une barrique 5 figuré: ampleur, renflement d’un habit [1.3#343] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 11 kobana |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 ny any ambony rihana [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 14 banòka, bokana, bonaka, kabona, kobana |
Updated on 2023/02/28 |