Entry (1/2) | 1 fanakobàna |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fanaovana zavatra ho mohaka malemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra iray |
Explanations in French |
4 [1.3#343] action de réduire en marmelade |
Root | 5 koba |
Entry (2/2) | 6 fanakobana |
Part of speech | 7 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony Azo kobanina |
Explanations in French |
9 [1.3#344] Manière de remuer, de faire gonfler |
Root | 10 kobana |
Anagrams | 11 fanabokana, fanabonaka, fanakobana, fanakobàna, nanabofaka |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |