|
|
|
|

Entry1  fanakobanana
Root  2  kobana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanatsikebonana ny rano ka miloatra ny loto; fanetsiketsehana, fanatsobohana ny lamba sasana ao anaty rano madio; fampivontosana [1.1]
Explanations in French  5  L’action d’agiter, de remuer, de faire gonfler, l’instrument, le récipient [1.3#344]
6  rinçage [1.13]
Examples  7  Na dia tsy mampidi-doza aza io zavatra manarona io dia hanampy amin'ny fanesorana izany ny fanakobanana ny vava amin'ny rano matimaty misy sira sy karibaonetra imbetsaka ao anatin'ny iray andro. [2.424#]

Updated on 2023/02/28