|
|
|
|

Entry (1/3)1  -kendry
Part of speech  2  morphological form of hendry
Examples  3  Akory ity no adala miara-monina amin-kendry! [2.69#240]
4  Mbola satriko hierana Ny olon-kendrim-panjakana [2.285#57]
5  kely ny sasantsasany amin' ireo olon-kendrin' ny firenen-kafa [2.296#36]
6  Ny olon-kendrinao, ry Tyro, no tao aminao, ka ireo no mpitondra sambonao [2.996#33.027.008]
Morphology 
7  Prefixed :

Entry (2/3)8  kendry
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  fitiliana zavatra tiana ho voa, ho azo; fiheverana sy fiomanana mialoha [1.1]
Explanations in French  11  action de viser [1.3#322, 1.5]
12  dessein, propos, attention, application [1.3#322]
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
Compound words 

Entry (3/3)19  kendry
Part of speech  20  preposition
Explanations in Malagasy  21  aloha [Bara] [1.78]
Tables and plates  22  All the prepositions

Anagrams  23  -kendry, kendry, ndreky, -kendry, kendry, ndreky

Updated on 2023/08/11