Entry | 1 kanosa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy ampy herimpo ka saro-tahotra; resy ambony ihany |
Explanations in English |
4 [1.7] a coward |
Explanations in French |
5 [1.8] poltron |
Examples |
6 [1.38] Tsy nalemy na kanosa izy tsy akory. 7 [2.324] - Hianareo izany, ry dada Rainilaima, dia kanosa tokoa, hoy izy, sady mena sady tezitra fatratra izy, ny adala manao hoe: |
Root | 8 osa |
Derivatives |
|
Analogs | 10 kabaosy, kaosy, konetaka, koreha, mangorera, maivana ady, taitran' aloka, saro-tahotra, kambavy, mataho-kotroka, mivoan-tailahy, resy, mahery an-joro, akoholahy fantàka |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word kanosa |
Anagrams | 12 ankaso, kanosa, nakaso, nasako, nasaok, nasoak, nasoka, sakano, saokan, sokana, sonaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |