|
|
|
|

Entry1  kankana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Biby kely lavalava mivelona any anaty tany (kankanjila sy kankandoroka) na ao anaty tsinain' ny olombelona (sakoitra) [1.1]
Explanations in English  4  a worm [1.7]
Explanations in French  5  ver [1.8]
Examples  6  Misy kankana io zaza io na ny tenanao. [1.381#]
7  Atao vakisiny sy omena odin-kankana izy. [2.117#]
Vocabulary  8  Health
9  Zoology: invertebrates
Derivatives 
10  Adjectives :
Synonyms  11  hankana
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  16  Proverbs containing the word kankana
Article  17  Randzavola: kankana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/08/11