Entry | 1 sakoitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazana kankana mivelona ao anaty tsinain' ny biby lehibebe sy ny olombelona; misy karazana roa ny sakoitra: ireo avy amin' ny hen' omby ary ireo avy amin' ny henan-kisoa; mety hahatratra valo metatra ny halavan' ny sakoitra ary mety hiteraka aretina amin' ny lalankanina na mamely ny hozatra. [1.1] 4 karazan-kankana miaina amin'ny tsinain' olombelona sy ny biby sasany [1.13] |
Explanations in English |
5 the tenia worm [1.7] |
Explanations in French |
6 ténia [1.54, 1.8] 7 ver intestinal, tricocéphale, ténia [1.13] |
Examples |
8 Raha ondry, dia maty ny sakoitra, manehitra tambodiny dia maty; [2.48] |
Vocabulary |
9 Zoology: invertebrates 10 Health |
Derivatives |
|
Synonyms | 12 viky vahy |
Anagrams | 13 akositra, arotsika, asokitra, atsikora, sakoitra, sakorita, satrikoa, tsakoria, tsoriaka |
Updated on 2020/07/31 |