Entry (1/2) | 1 janona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 fiatoana (matetika tsy misy fitohizany intsony). [1.1] |
Explanations in French | 4 ArrĂȘt, halte, suspension, interruption, pause, station [1.3#292] |
Examples |
5 Dia miala janona eto isika, leiretsy, ambara-pahamarain' ny andro! [2.357#] 6 ny lohalika miharary mandrakariva ka tsy hafaha mandeha, fa mampiala janona matetika; [2.59#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 janona |
Part of speech | 15 noun |
Vocabulary |
16 Zoology: fishes |
Explanations in French | 17 nom d'une espèce de poisson. [Tankarana] [1.19] |
Anagrams | 18 anjano, anjona, janona |
Updated on 2023/06/12 |