|
|
|
|

Entry1  fanajanonana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fampiatoana: Itỳ ve ny fanajanonana fiara?
Tsy famelana hanohy, famelana, fametrahana: Tsy maintsy atao ara-dalàna tsara ny fanajanonana mpiasa
Root  4  janona

Updated on 2024/12/11