Entry | ajanona (janona) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Aato, tsy tohizina: Najanona ny fanaovan-trano fa lany ny vola Tsy avala hanohy ny dia: Najanon' ny mpamily teny antenatena lalamaizahay Avala: Najanony teto ny zanany fa lasa izy Apetraka: Ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be stopped [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on arrête, qu'on interrompt; [1.8] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word ajanona | ||||||||
Anagrams | ajanona, anjoana |
Updated on 2023/01/19 |