|
|
|
|

Entry1  ivavahana
Root  2  vavaka
Part of speech  3  relative verb
Explanations in English  4  [1.7] to be prayed to
Explanations in French  5  [1.8] qui on prie
Examples  6  [1.3] Andriamanitra irery no azo ivavahana (On ne doit adorer que Dieu)
7  [2.48] Fa moa izay tsy misy ny razana no ivavahana, sa izay misy azy?
8  [2.508] Ny Vazimba : razana ivavahana sy angatahan-tsodrano sy fitahiana.
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word ivavahana

Updated on 2024/12/11