|
|
|
|

Entry (1/5)1  hoto
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fandroahana biby sasantsasany, toy ny alika, ny akoho amam-borona. [1.1]
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :

Entry (2/5)8  hoto
Part of speech  9  adjective
Explanations in Malagasy  10  Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hoto ny akanjokelin-janako 11  Rovidrovitra, voarotika: Hoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono [1.1]
Derivatives 
12  Adjectives :
Synonyms  13  hotohoto

Entry (3/5)14  hoto
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  Vorovoro-drongony, izay atao koa hoe renibendrongony ary ampiasaina indrindra ho fanentsenana loaka na vaky: Manentsin-tsambo amin' ny hoto [1.1]

Entry (4/5)17  hoto
Part of speech  18  noun
Explanations in French  19  au sens propre : rebut des fibres après le dévidage, bourre [Merina] [1.196]20  Nom appliqué aussi à l'étoupe, à la bourre des armes à feu. [Betsileo]

Anagrams  21  hoto, toho

Updated on 2024/08/01