|
|
|
|

Entry1  solohoto
Elementary words  2  solo, hoto
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Vovoka fotsifotsy ampiarahina amin' ny firaka haninginana ny vifotsy: Ny anareo angaha fitia mifaham-bola... Fa ny anay solohoto amim-piraka ka may miara-mirendrika. (Tselatra) [1.1]
5  ranoka avy amin'ny hodikazo [1.13]
Explanations in French  6  résine [1.13]
7  (de solo, dans le sens de : compensation ; et hoto : mis en pièce. Sorte de résine qu'on emploie pour souder ensemble les morceaux d'un objet cassé, sceller, etc. [Merina] [1.196]
Vocabulary  8  Botany: (in general)
Compound words 

Updated on 2023/09/08