Entry (1/3) | 1 hotohoto |
Root | 2 hoto |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hotohoto ny akanjokelin-janako 5 Rovidrovitra, voarotika: Hotohoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono [1.1] |
Examples |
6 Trano fito amin' ny folo no indray hotohoto niaraka tamin' ny an-dry Zaka iny alina iny, saingy ny sisa afa-namonjy ny hareny. [2.5#99] |
Derivatives |
|
Synonyms | 12 hoto |
Entry (2/3) | 13 hotohoto |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 korontana amin'ny tany sy fanjakana [Bara]
[1.78] |
Entry (3/3) | 16 hôtohôto |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 poti-drofia madinika sisan'ny natohin'ny mpanenona [Betsimisaraka]
[1.78] |
Anagrams | 19 hotohoto, hôtohôto, hotohoto, hôtohôto |
Updated on 2023/01/20 |