|
|
|
|

Entry1  hevi-teny
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fanazavana ny teny araka ny tena izy na izay nanaovana azy
Explanations in French  4  [1.5#143] explication de mot
Examples  5  [2.606#] Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky.
6  [2.649#] Andrianaivoravelona izy rehetra hampianatra azy heviteny, indray mandeha isam-bolana, fa tsy ho vitanay izao zava-dehibe nifanarahana izao, hoy izy, raha tsy mitombo ny fahalalanay ny Tenin' Andriamanitra.
Vocabulary  7  Linguistics
Elementary words  8  hevitra, teny
Compound words 

Anagrams  10  hevi-teny, hiteveny, tevehiny

Updated on 2025/01/21