Entry | 1 herintaona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, izany hoe 365 andro sy 4 ora na ampahefatry ny andro iray Elanelam-potoana misy andro 365 manomboka ny 1 Janoary ka miafara ny 31 Desambra, mitovy amin' ny taona ihany: Hianatra any Andafy, hono, izy amin' ny herintaona |
Explanations in English |
4 [1.7] a year |
Explanations in French |
5 [1.3#239] un an 6 [1.8] une année |
Examples |
7 [2.508#] Nampianarina nandritra ny herintaona ny miaramila. 8 [1.123#] ka raha tsy mahaloa dio atao gadralava herintaona. 9 [2.643#] Karamam-behivavy manetsa tapak' andro ka tsy azony herintaona! |
Vocabulary |
10 Time |
Elementary words | 11 herina, taona |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word herintaona |
Anagrams | 15 anetrohany, aninteraho, anotrehany, hanetroany, hanterinao, harentinao, herintaona, natrehinao, nihetranao, niotrehana, nohetranay, notrehanay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |