Entry | 1 lakroa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Sary na hazo mitanambokovoko mampahatsiaro ny hazo namantsihana an' i Kristy, hita amin' ny toerana maro, indrindra ny toeram-pivavahana (fiangonana, fasana...): Maty teo ambony lakroa i Kristy [1.1] |
Examples |
4 Ohatra: ny lakroa fitondra nanao prosession dia hafa no nahazo ny lakroa varahina lohany, ary hafa no nahazo ny tahony; [2.588#] |
Vocabulary |
5 Religions, Beliefs |
Titles |
|
Updated on 2023/10/07 |