|
|
|
|

Entry1  harivariva
Root  2  hariva
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.3] duplicatif
Examples  5  [2.324] Tsy tafaverina Ilaimanga raha tsy efa harivariva ny andro.
6  [2.470] harivarivan' ny alatsinainy, fiandohan' ny herinandro tamin' izay.
7  [2.471] harivariva tokony ho tamin' ny efatra izahay no nahatsinjo indray ny seranan' i Toamasina, nandalo an' Anosy-Alanana misy ny fanilon-tsambo goavambe.
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word harivariva

Anagrams  10  haraviravy, harivariva, haviravira

Updated on 2025/01/21