Entry | 1 hanimainty |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo |
Examples |
4 [1.436#] Ka halaiko hitaiza ahy izy roa lahy ireo raha mety fa nahitann ny hanina soa indrindra, dia ny vary sy ny hena, fa tsy tahaka ny hanimainty sy ny hanin-kotrana. |
Elementary words | 5 hanina, mainty |
Synonyms | 6 haninkotrana |
Anagrams | 7 hamaintiny, hamintiany, hanimainty |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |