|
|
|
|

Entry (1/2)1  hambo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fiheverana ny tena ho ambony; firehana ho tsy mitovy amin' ny hafa amin' ny zavatra rehetra; filazana ho mahay zavatra tsy hay; fandokafan-tena tafahoatra: Olona be hambo Rakoto ka tsy hanaiky ny hifona aminao [1.1]
Explanations in English  4  pretense, imposture [1.7]
Explanations in French  5  prétention, imposture [1.8]
Examples  6  hianao tsy lany hambo, izaho tsy very avona; [2.69#]
7  Izany dia midika ho fananana saina misokatra lalandava, mailo lalandava, be fanetren-tena, be fahatoniana, tsy ahitana hambo mihitsy. [1.369#]
8  Be hambo tokoa izy ka tsy mba firy no maniry hihinam-potsiny na hanantena haren-drafozana, fa lehilahy hianefitra ka tsy maintsy vonona amin' izay hiseho rehetra. [2.436#]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)16  hambo
Part of speech  17  adjective
Explanations in Malagasy  18  tonta [Taisaka] [1.78]
Explanations in French  19  vieux (objets) [Taisaka] [1.82]

Updated on 2023/10/28