Entry | 1 fihambahambana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fisalasalana, tsy fahatapahan-kevitra |
Explanations in French |
4 [1.3#210] L'action d’hésiter, l'indécision |
Examples |
5 [2.895#] Ny atao hoe « critique » dia tsy faniniana befahatany fa fanatsarana ny tsara ary fanambarana ny tsy mety, fiderana ny mendrika ary tsy fihambahambana kosa hilaza ny tsiny sy ny kilemany. |
Root | 6 hambahamba |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |