Entry (1/4) | 1 halotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fakana zavatra amin' ny tanana ao anaty lavaka. [1.1] |
Explanations in English |
4 [1.2] |
Explanations in French |
5 action de pêcher avec la main du poisson, des écrevisses dans des trous 6 figuré: arracher un secret [1.3] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/4) | 13 halotra |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Baiko miaramila fampijanona raha eny am-pandehanana [1.1] |
Examples |
16 Dia naniraka tany amin' andriamanitra izy ireo mba hanontany, ka hoy, hono, andriamanitra: "Samia halotra amin' izay alehany avy" [2.69#195] |
Vocabulary |
17 Military |
Entry (3/4) | 18 halotra |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 aloka [Tambahoaka]
[1.78] |
Entry (4/4) | 21 halôtra |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 moron-dranomasina [Tambahoaka]
[1.78] |
Anagrams | 24 halotra, halôtra, holatra, halotra, halôtra, holatra |
Updated on 2023/10/28 |