Entry | 1 halohalika |
Elementary words | 2 hatra, lohalika |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Hatreo amin' ny lohalika ny halaliny: Vao halohalika ny rano ka azo robohina tsara |
Explanations in English |
5 [1.2] Depth of the knee 6 [1.2] Up to the knees |
Explanations in French |
7 [1.3] Jusqu' au genou, se dit de la profondeur de l'eau 8 [2.415] Il y a de l' eau jusqu' au genou |
Examples |
9 [2.69] Natonton-dRaivato Ibonia ka difotra halohalika; 10 [2.508] Hany sisa tsy novonoina, hono, dia ny "zaza halohalika no midina. |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word halohalika |
Anagrams | 13 halalahiko, halohalika |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |