|
|
|
|

Entry1  halavitana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny halavitan' ny sekoly
Elanelana: Ohatrinona ny halavitan' i Toamasina sy Vavatenina?
Root  4  lavitra
Synonyms  5  halavirana, fahalavirana

Anagrams  6  halavitana, hanalavita

Updated on 2025/01/21