Entry | halavitana (lavitra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny halavitan' ny sekoly Elanelana: Ohatrinona ny halavitan' i Toamasina sy Vavatenina? [1.1] | |
Synonyms | halavirana ~ fahalavirana | |
Updated on 2020/07/31 |