Entry (1/3) | 1 haingana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Mandritra ny fotoana fohy, malaky: Mihinana haingana 4 Rehefa afaka fotoana fohy, vetivety: Hiverina haingana aho 5 Tsy ela, tsy maharitra, tsy mangataka andro: Valio haingana ny taratasy 6 Malaky: Haingam-piteny izy. [1.1] |
Explanations in English |
7 rapid, prompt [1.7] |
Explanations in French |
8 rapide, prompt [1.8] |
Examples |
9 Mitazana dia miverina haingana. [2.528] 10 Vao haingana ihany, hoy Ingahibe. [2.445] 11 Nantsoinay haingana ny fokonolona. [2.499] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 15 faingana |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 17 haingàna |
Part of speech | 18 imperative of adjective haingana |
Explanations in Malagasy |
19 Tongava rehefa afaka vetivety: Haingàna fa sao diso fotoana isika [1.1] |
Explanations in French |
20 allez vite, faites vite [1.3] |
Tables and plates |
21 All the adjective imperatives |
Entry (3/3) | 22 haingana |
Part of speech | 23 adverb |
Explanations in English |
24 same as faingana [1.2] 25 rapidly, promptly [1.7] |
Explanations in French |
26 rapidement, promptement [1.8] |
Compound words |
|
Tables and plates |
28 All the adverbs |
Anagrams | 29 angihana, haingana, haingàna, angihana, haingana, haingàna |
Updated on 2022/05/02 |