Entry (1/2) | 1 faingana |
Part of speech | 2 adjective or adverb |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy ela, malaky, mandritra ny fotoana fohy dia fohy: Zaza faingan-tanana / Tongava faingana fa manavy ny zanakao [1.1] |
Explanations in English |
4 quick [1.2#149, 1.7] 5 quickly, promptly 6 speedy, in haste. See HAINgana [1.2#149] 7 prompt [1.7] |
Explanations in French |
8 prompt, qui passe vite [1.3#130, 1.8] 9 avec promptitude, promptement, vite 10 qui va vite [1.3#130] |
Examples |
11 Nalaina faingana ilay jiro tany an-dakozia. [2.332#] 12 Johns nidina faingana ho entiny any an-dafy. [2.649#] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 20 haingana |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 24 faingàna |
Part of speech | 25 imperative of passive verb faingana |
Explanations in Malagasy |
26 (mpamaritra milaza toetra amin' ny fomba mandidy) Tongàva, miverena faingana: Faingàna fa aza mijanona ela any [1.1] |
Tables and plates |
27 All the passive imperatives |
Anagrams | 28 afingana, faingana, faingàna, fanainga, fangaina, fiangana, figanana, ifangana, afingana, faingana, faingàna, fanainga, fangaina, fiangana, figanana, ifangana |
Updated on 2023/06/03 |