|
|
|
|

Entry1  hafetsena
Root  2  fetsy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fahaizana, hakingana.
Explanations in English  5  [1.7] guile, cunning
Explanations in French  6  [1.8] ruse, artifice pour tromper
Examples  7  [2.445#] Lalao madio tsy mba miaro hafetsena na fitadiavam-bola no ataonay.
8  [2.293#] dia nampangainy tamy ny Andriana ny harem-bahoaka lasany sy ny hafetsena nahazoany izany harena be izany.
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word hafetsena

Updated on 2024/12/11