|
|
|
|

Entry (1/2)1  hadimiana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Halavam-potoana dimy andro: Avy foana ny orana nandritra ny hadimiana
Explanations in English  4  [1.2] five days
Explanations in French  5  [1.3] cinq jours
Examples  6  [2.649#34] Rehefa nandeha hefarana na hadimiana izy dia tonga
7  [2.470#38] Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana.
Vocabulary  8  Time
Root  9  dimy

Entry (2/2)10  hadimiana
Part of speech  11  adjective
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Enti-milaza fe-potoana dimy andro: Tany an-tsaha hadimiana i dada
Root  13  dimy

Anagrams  14  amadihany, amiandahy, hadimiana, hanadimia, mianadahy

Updated on 2025/01/21