Entry | 1 habangana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny olona banga, izany hoe nahafahana ny nifiny: Ny habangany no tsy ahaizany miteny tsara Tsy fahampiana, tsy fahafenoana: Amin' izao nahalasanan' Itompokolahy izao, dia azo lazaina fa misy habangana lehibe eto amin' ny fokontany |
Root | 4 banga |
Anagrams | 5 habangana, hanabanga |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |