|
|
|
|

Entry1  banga
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Afa-nify, afaka: Lahiantitra banga / Ny eo anoloana no banga ny nifindRamatoa io ka maharatsy azy aoka izany
4  Nahafahana, simaka, rombina: Misy banga itỳ tamboho itỳ ka tokony hamboarina. / Tsy misy banga hofenoina ny voalazanao na madilana hotentenana
5  Nisy niala ka tsy ampy: Tsy manaiky aho raha misy banga ny volako, na ariary aza [1.1]
Explanations in English  6  having gaps, as hedges, etc.;
7  having lost teeth, as a person, or a saw, etc.;
8  wanting some to make up the required or stipulated number. [1.2]
9  gap; having gaps [1.7]
Explanations in French  10  brèche où il manque une dent [1.8]
Examples  11  Ho banga anao ny fiainako, ô famoizana mahantra! [1.274]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word banga

Updated on 2023/10/24