|
|
|
|

Entry1  goaibe
Elementary words  2  goay, be
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Tanala] goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro
Explanations in English  5  [1.2] huge.
6  [1.7] huge, colossal
Explanations in French  7  [1.8] énorme, colossal
Examples  8  [2.643#131] Tena goaibe marina ilay izy.
9  [1.437] Fa ny tanabe na tanalahin' ala no tsy laitra fa goaibe.
10  [2.4#67] Tsy vitan' izay goaibe ny vava-pataloha, fa tsy eran' aina koa ny halavany.
Synonyms  11  goay, goavambe, goavana

Updated on 2024/12/25