|
|
|
|

Entry1  goay
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro [Tanala] [1.78]
4  Makadiry izaitsizy, ngeza aoka izany: Trano goay be [1.1]
Explanations in English  5  huge. [1.2]
6  huge, colossal [1.7]
Explanations in French  7  immense. [Tankarana] [1.19]
8  énorme, colossal [1.8]
Examples  9  Midera an' i Jehovah etý an-tany, Hianareo dragona sy ianareo rano lalina rehetra, Miderà an' ny Tompo etý an-tany, ry biby goay be anaty ranomasina, mbaminareo rehetra ranomasin-dehibe [2.996]
Derivatives 
10  Adjectives :
Synonyms  11  goaibe, goavambe, goavana

Updated on 2020/07/31