Entry | 1 gadra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 rojo vy [Bezanozano]
[1.78] 4 Rojo vy ampiasaina hamatorana olo-meloka na biby, na hatao hidim-bavahady, hidin-dalana. Tranomaizina, fahababoana. [1.1] |
Explanations in English |
5 a chain, fetters, manacles 6 in the provinces it also means a lock, generally a padlock. [Ar. qaid, root gad.] [1.2] 7 a chain, a fetter; cf. fatotra [1.7] |
Explanations in French |
8 Fers des détenus, des galériens, colliers des chiens, chaînes pour amarrer les pirogues ou fermer les portes [1.3] 9 chaîne, entraves; cf. fatotra [1.8] |
Examples |
10 Ity gadra ity dia masom-by sy anjam-by, izay pamatorana ny tongotra [2.649#] 11 ny tenda miandry boloky, ny lamosina miandry kapoka, ny tongotra miandry gadra. [2.69#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word gadra |
Updated on 2023/07/29 |