Entry | 1 fototeny |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] teny niavian' ny teny iray ara-piforonana, ohatra "sarahina", avy amin' ny fototeny hoe "saraka" |
Explanations in English |
4 [1.2] (foto-teny) root of a word, etymology. 5 [1.7] (foto-teny) the theme or root of a word |
Explanations in French |
6 [1.8] la racine d'un mot 7 [1.13] radical |
Examples |
8 [2.245] alohan' ny fototeny hiharan' ny fahaizana na alohan' ny anaran' ny hainy manokana io. 9 [2.606] Ao amin' ny tantara raza koa dia ahitana io fototeny "arana" io, saingy latsaka ny faran-teny -na, tahaka izay fahita amin' ny fitenim-paritra maro indrindra fa amin'iny ilany andrefana-atsimo iny. |
Vocabulary |
10 Linguistics |
Elementary words | 11 fototra, teny |
Compound words |
|
Titles |
Updated on 2024/12/09 |
![]() |