Entry | 1 fotoana ahavelomana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fotoana iterahan' ny vehivavy (noho ny fahasarotan' ny fiterahana, dia noheverin' ny Ntaolo fa io fotoana io dia mety hahavelona na hahafaty) |
Elementary words | 4 fotoana, ahavelomana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |