|
|
|
|

Entry1  fongotra
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  Foana, rava: Fongotra hatramin' ny fotony ny mandan' i Jerosalema
4  Tapitra, tsy misy, maty maso, lany tamingana, fongana, lany: Fongotra ny vary ao an-tsompitra / Fongotra ny taranany
5  Tsy asiana miangana, aringana: Fongotry ny giripy espaniola ny mponina teto [1.1]
Explanations in English  6  exterminated, completed, fallen to ruins, rotten at the stump, cut entirely off, as the hair. See fokatra. [1.2]
7  completely destroyed [1.7]
Explanations in French  8  détruit, démoli jusqu'aux fondements, ruiné de fond en comble, dont il ne reste rien, dépensé entièrement, éteint, exterminé, ravagé: Fongotra hatramin' ny fotony ny manda (Les remparts sont démolis jusqu'aux fondements) ~ Fongotra ny vary (Il ne reste plus de riz) ~ Fongotr' ilay adala ny hareny (Cet imbécile a dépensé toute sa fortune) ~ Fongotra izany fianakaviana izany (Cette famille est éteinte) ~ Fongotry ny aretina ny vahoaka (Le peuple a été exterminé par la maladie) ~ Fongotry ny fahavalo ny tanàna (Le village a été détruit, ravagé par les ennemis) [1.3]
9  complètement détruit [1.8]
Examples  10  Dia fongotra mihitsy ny fokom-pirenena Levy; [1.38]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
18  Adjectives :
Compound words 

Updated on 2020/07/31