|
|
|
|

Entry1  famongorana
Root  2  fongotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fandravana, fandaniana tanteraka, fandripahana, fandringanana ho lany fara [1.1]
Explanations in French  5  Action de ruiner, d’exterminer [1.3#185]
Examples  6  Tokony homena lanja ihany koa ny famongorana ireo fomba amam-panao tsy mitondra voka-tsoa tahaka ny doro tanety sy ny asan-dahalo. [1.384#]
7  Rehefa nifampidinika izy ireo izay notarihin'i Betro, dia nilaza tamin'ny Komandy sy ny vahoaka fa adidiny ny famongorana izao fahavalo izao. [2.895#]

Anagrams  8  famongorana, manafongora

Updated on 2023/01/06