|
|
|
|

Entry1  mamongotra
Root  2  fongotra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandany, manafongana: Ny loka sy ny jilalaovana no namongotra ny fananan' io tovolahy io
5  Mandripaka, mandringana: Namongotra ny vahoaka teny ambanivohitra ny pesta
6  Mandrava hatramin' ny fotony, manafongana: Ny rivodoza no namongotra itỳ trano itỳ [1.1]
Explanations in English  7  to consume, to clear off, to cut off at the root. [1.2]
8  to destroy completely, to exterminate [1.7]
Explanations in French  9  détruire, anéantir, exterminer [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Synonyms  14  manafongotra

Updated on 2023/01/20