Entry | 1 fivadiana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Firaisana, fiaraha-miaina toy ny mpivady Fiarahana: Tsy dia tsara ny fivadian' ny palitao mavokely sy ny pataloa maitso tanora |
Explanations in French |
4 [1.3#797] L’état de ceux qui sont mariés, le motif 5 [1.13] accouplement |
Root | 6 vady |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |