|
|
|
|

Entry1  mamitsoka (fitsoka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mamely, manisy: Mamitsoka tehamaina 4  Mandany: Tamin' ny soavaly no namitsohan-dry Rabe mivady ny volany rehetra 5  Manao tsara mihoatra noho...: Namitsoka indrindra tamin' ny mpianatra namany rehetra izy [1.1]
Explanations in English  6  to beat, to flog, to strike, to smite. [1.2]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  mamitsoka, mamotsika, mikatsamo, mitsomaka

Updated on 2023/01/20