|
|
|
|

Entry1  fitendrena
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Kingalahy izy amin' ny fitendrena lokanga
Fihinanana zavatra kely: Raha halain-dra, tsy azo atao na dia fitendrena hanina kely foana aza
Vocabulary  4  Music: (in general)
Root  5  tendry

Updated on 2024/12/11