|
|
|
|

Entry1  fisolotihana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahalotoana mitsaporetika, fisiana tsikoko miaraka amin'ny menaka: Ny fisolotihan'ity zaza ity no tsy andraisan'ny mpampianatra azy hiditra hianatra.
Root  4  solotika

Updated on 2024/12/11