|
|
|
|

Entry1  solotika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Maloto mitsaporetika (fiteny indrindra amin' ny tarehy): Solotika erỳ ny endrik' ity zanakao fa mba koseho rano kely
4  Misy tsikoko misotetika miaraka amin' ny menaka [1.1]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :

Updated on 2020/07/31