Entry | 1 fisiana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran'ny zavatra misy, manana ny mahaizy azy: Ny fisian'ny fanahy dia eken'ny firenena malagasy, fa hoy izy hoe "Ny fanahy no olona" |
Explanations in French |
4 [1.13] existence |
Vocabulary |
5 Philosophy |
Root | 6 isy |
Anagrams | 7 anifisa, asafiny, fanisia, fisaina, fisiana, nisafay, safinay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |