|
|
|
|

Entry (1/3)1  isy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny fisiana (fampiasa taloha amin' ny fehezanteny toy ny hoe: Tsy isy rano ao an-tsinibe; tsy isy hijanona; izay novana taty aoriana ka natao hoe tsy misy: Tsy misy rano ao an-tsinibe, tsy misy mijanona). [1.1]
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
Analogs  8  Tsy misy ivoasana, kapoka iray, katroka iray, lasitra iray, tsy misy fankaiza, navela tao

Entry (2/3)9  isy
Part of speech  10  interjection
Explanations in Malagasy  11  Tsia, tsy... velively (teny atao noho ny fahasosorana ary matetika no miaraka amin' ny fikifihana sy fandavana): Isy! ahoana no hampidirako an' iny olona tsy valahara iny an-trano [1.1]
Explanations in English  12  alas! no! [1.7]
Explanations in French  13  hélas! non! [1.8]
Tables and plates  14  All the interjections

Entry (3/3)15  isy
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  nofo (hena, voankazo): Ny ampalibe laha be isy ijay (mamy ny ampaly raha izy be voany izay) [Tanala] [1.78]
18  nofo [Sihanaka] [1.78]
Synonyms  19  hisy

Updated on 2020/07/31