|
|
|
|

Entry1  firavoravoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fifaliana; misy fifaliana: Andro firavoravoana
Explanations in English  4  [1.7] a feast, a celebration
Explanations in French  5  [1.8] festin, réjouissance
Examples  6  [2.508#] Fa ny firavoravoana dia mbola mitohy.
7  [2.436#] Rehefa vita ny vaky volo, dia mandroso amin' izay ny dihy sy ny firavoravoana.
Root  8  ravoravo
Article  9  Randzavola: firavoravoana ao amin' ny Baiboly (=> fanasana)

Updated on 2024/12/07