|
|
|
|

Entry1  firaharahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fikarakarana: Firaharahanany fanambadian' ny zokinay no ivorian-dry dada sy neny ao
Fiheverana, fieritreretana: Mahagaga ny tsy firaharahan' ny tanora sasany ny hoaviny
Fiahiana, fikanonkanonana: Ny firaharahana tokantrano ve dia an' ny vehivavy irery
Explanations in French  4  [1.3] l'occupation, le soin, la délibération
Examples  5  [2.69#] dia andro tsy firaharahana ny amin' izany, satria mbola miongy.
6  [1.369#] Inona ny dikan' ny asan' ny Quart Monde raha toa ka ny tsy firaharahana ny mahantra no ho sandany?
Vocabulary  7  Philosophy
Root  8  raharaha
Compound words 

Updated on 2024/12/11