|
|
|
|

Entry1  firaharahana
Root  2  raharaha
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fikarakarana: Firaharahanany fanambadian' ny zokinay no ivorian-dry dada sy neny ao
5  Fiheverana, fieritreretana: Mahagaga ny tsy firaharahan' ny tanora sasany ny hoaviny
6  Fiahiana, fikanonkanonana: Ny firaharahana tokantrano ve dia an' ny vehivavy irery [1.1]
Explanations in French  7  l'occupation, le soin, la délibération [1.3]
Examples  8  dia andro tsy firaharahana ny amin' izany, satria mbola miongy. [2.69#]
9  Inona ny dikan' ny asan' ny Quart Monde raha toa ka ny tsy firaharahana ny mahantra no ho sandany? [1.369#]
Vocabulary  10  Philosophy
Compound words 

Updated on 2023/10/19